# nikomy nanohitra an'i Nadaba "nitetika hamono an-tsokosoko an'i Nadaba mpanjaka" # Gibetona Ity dia anaran-tanĂ na. # Nadaba sy ny Israely rehetra Ny andianteny "Israely rehetra" dia amin'ny ankapobeny izay maneho ny tafik'Israely maro. D.H: "Nadaba sy ireo miaramilan'Israely maro" na "Nadaba sy ireo tafik'Israely" # nanao fahirano tany Gibetona "nanodidina an'ny Gibetona, mba hanodidina azy ireo ny olon'ny Gibetona" # tonga mpanjaka teo amin'ny toerany Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia fomba fiteny midika hoe "afa tsy izy" D.H: "lasa mpanjaka afa-tsy Nadaba"