plt_tn/1ki/14/19.md

20 lines
388 B
Markdown

# indro
"jereo"
# nosoratana tao...ireo
DH: "afaka jerenao fa voasoratra ao amin'ny...ireo"
# ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely
Io dia manondro ny boky izay tsy misy intsony.
# roa amby roapolo taona
"22 taona"
# nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny
Ny fahafatesan'i Jeroboama dia resahina toy ny hoe natory izy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 2:10. DH: "maty"