# indro "jereo" # nosoratana tao...ireo DH: "afaka jerenao fa voasoratra ao amin'ny...ireo" # ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely Io dia manondro ny boky izay tsy misy intsony. # roa amby roapolo taona "22 taona" # nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny Ny fahafatesan'i Jeroboama dia resahina toy ny hoe natory izy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 2:10. DH: "maty"