plt_tn/1ki/14/19.md

388 B

indro

"jereo"

nosoratana tao...ireo

DH: "afaka jerenao fa voasoratra ao amin'ny...ireo"

ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely

Io dia manondro ny boky izay tsy misy intsony.

roa amby roapolo taona

"22 taona"

nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny

Ny fahafatesan'i Jeroboama dia resahina toy ny hoe natory izy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 2:10. DH: "maty"