plt_tn/1ki/13/33.md

16 lines
448 B
Markdown

# Lasa fahotana tamin'ny fianakavian'i Jeroboama
DH: "Nanota tamin'ny fanaovana izany zavatra izany ny fianakavian'i Jeroboama"
# izany
Io teny io dia manondro ny fananganan'i Jeroboama toerana avo sy ny fanondroany mpisorona.
# nahatonga ny fianakaviany ho potika sy ringana
DH: "namotika sy nandringana ny fianakavian'i Jeroboama noho izany Andriamanitra"
# potika sy ringana
Midika zavatra iray ihany ireo. DH: "mba ho ringana tanteraka"