# Lasa fahotana tamin'ny fianakavian'i Jeroboama DH: "Nanota tamin'ny fanaovana izany zavatra izany ny fianakavian'i Jeroboama" # izany Io teny io dia manondro ny fananganan'i Jeroboama toerana avo sy ny fanondroany mpisorona. # nahatonga ny fianakaviany ho potika sy ringana DH: "namotika sy nandringana ny fianakavian'i Jeroboama noho izany Andriamanitra" # potika sy ringana Midika zavatra iray ihany ireo. DH: "mba ho ringana tanteraka"