plt_tn/1ki/13/33.md

448 B

Lasa fahotana tamin'ny fianakavian'i Jeroboama

DH: "Nanota tamin'ny fanaovana izany zavatra izany ny fianakavian'i Jeroboama"

izany

Io teny io dia manondro ny fananganan'i Jeroboama toerana avo sy ny fanondroany mpisorona.

nahatonga ny fianakaviany ho potika sy ringana

DH: "namotika sy nandringana ny fianakavian'i Jeroboama noho izany Andriamanitra"

potika sy ringana

Midika zavatra iray ihany ireo. DH: "mba ho ringana tanteraka"