plt_tn/1ki/13/20.md

16 lines
616 B
Markdown

# Raha nipetraka teo an-databatra izy ireo
Ny fampahalalana efa mazava dia hoe mbola nihinana sy nisotro teo an-databatra izy ireo. DH: "Raha mbola nihinana sy nisotro teo an-databatra izy ireo"
# tonga...ny tenin'i Yaveh
Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Adikao tahaka ny tao amin'ny 13:14 izany andianteny izany. DH: "Niteny ireo hafany i Yaveh"
# nitondra azy niverina
Eto ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahin'Andriamanitra.
# nihikiaka tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra...izy
"niteny mafy tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra izy"