# Raha nipetraka teo an-databatra izy ireo Ny fampahalalana efa mazava dia hoe mbola nihinana sy nisotro teo an-databatra izy ireo. DH: "Raha mbola nihinana sy nisotro teo an-databatra izy ireo" # tonga...ny tenin'i Yaveh Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Adikao tahaka ny tao amin'ny 13:14 izany andianteny izany. DH: "Niteny ireo hafany i Yaveh" # nitondra azy niverina Eto ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahin'Andriamanitra. # nihikiaka tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra...izy "niteny mafy tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra izy"