plt_tn/1ki/13/20.md

616 B

Raha nipetraka teo an-databatra izy ireo

Ny fampahalalana efa mazava dia hoe mbola nihinana sy nisotro teo an-databatra izy ireo. DH: "Raha mbola nihinana sy nisotro teo an-databatra izy ireo"

tonga...ny tenin'i Yaveh

Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Adikao tahaka ny tao amin'ny 13:14 izany andianteny izany. DH: "Niteny ireo hafany i Yaveh"

nitondra azy niverina

Eto ny teny hoe "azy" dia manondro ilay lehilahin'Andriamanitra.

nihikiaka tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra...izy

"niteny mafy tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra izy"