plt_tn/1ki/11/41.md

602 B

moa ve tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ireo tantara momba an'i Solomona ireo?

Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina mba hanindriana. DH: "afaka mahita ireo ao amin'ny Bokin'ny Tantaran'i Solomona ianao."

Ny Bokin'ireo tantara momba an'i Solomona

Tsy misy intsony io boky io.

Nodimandry tany amin'ireo razambeny izy ary nalevina

Ny andianteny hoe "nodimandry tany amin'ireo razambeny" dia sarinteny izay ambara ho fanalefahan-teny ny hoe fahafatesan'ny olona amin'ny teny malefaka kokoa. DH: "Maty izy ary nalevina tany amin'ireo razambeny"

nalevina

DH: "nalevin'ny olona izy"