# moa ve tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ireo tantara momba an'i Solomona ireo? Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina mba hanindriana. DH: "afaka mahita ireo ao amin'ny Bokin'ny Tantaran'i Solomona ianao." # Ny Bokin'ireo tantara momba an'i Solomona Tsy misy intsony io boky io. # Nodimandry tany amin'ireo razambeny izy ary nalevina Ny andianteny hoe "nodimandry tany amin'ireo razambeny" dia sarinteny izay ambara ho fanalefahan-teny ny hoe fahafatesan'ny olona amin'ny teny malefaka kokoa. DH: "Maty izy ary nalevina tany amin'ireo razambeny" # nalevina DH: "nalevin'ny olona izy"