plt_tn/1ki/11/41.md

16 lines
602 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# moa ve tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ireo tantara momba an'i Solomona ireo?
Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina mba hanindriana. DH: "afaka mahita ireo ao amin'ny Bokin'ny Tantaran'i Solomona ianao."
# Ny Bokin'ireo tantara momba an'i Solomona
Tsy misy intsony io boky io.
# Nodimandry tany amin'ireo razambeny izy ary nalevina
Ny andianteny hoe "nodimandry tany amin'ireo razambeny" dia sarinteny izay ambara ho fanalefahan-teny ny hoe fahafatesan'ny olona amin'ny teny malefaka kokoa. DH: "Maty izy ary nalevina tany amin'ireo razambeny"
# nalevina
DH: "nalevin'ny olona izy"