plt_tn/1ki/08/65.md

16 lines
575 B
Markdown

# ireo Israely rehetra niaraka taminy
Ireto taranaka ireto dia afaka ampitahana na 1) amin'ny olona izay nantsoin'i Solomona tany Jerosalema ka nihaino ao amin'ny andininy faha 8:1 na 2) ireo izay namaky an'i Jerosalema tamin'ny lanonana, tsy ireo olona rehetra izay nonina tany Israely nefa.
# fito andro ... fito andro ... efatra ambin'ny folo andro
"7 andro ... 7andro ... 14 andro"
# andro fahavalo
Ny teny hoe "valo" dia manana endrika laharan'isa "8".
# ravoravo sy falifaly
Ireo teny roa ireo dia manambara zavatra mitovy hevitra ary nampiana mba hitambatra.