# ireo Israely rehetra niaraka taminy Ireto taranaka ireto dia afaka ampitahana na 1) amin'ny olona izay nantsoin'i Solomona tany Jerosalema ka nihaino ao amin'ny andininy faha 8:1 na 2) ireo izay namaky an'i Jerosalema tamin'ny lanonana, tsy ireo olona rehetra izay nonina tany Israely nefa. # fito andro ... fito andro ... efatra ambin'ny folo andro "7 andro ... 7andro ... 14 andro" # andro fahavalo Ny teny hoe "valo" dia manana endrika laharan'isa "8". # ravoravo sy falifaly Ireo teny roa ireo dia manambara zavatra mitovy hevitra ary nampiana mba hitambatra.