575 B
575 B
ireo Israely rehetra niaraka taminy
Ireto taranaka ireto dia afaka ampitahana na 1) amin'ny olona izay nantsoin'i Solomona tany Jerosalema ka nihaino ao amin'ny andininy faha 8:1 na 2) ireo izay namaky an'i Jerosalema tamin'ny lanonana, tsy ireo olona rehetra izay nonina tany Israely nefa.
fito andro ... fito andro ... efatra ambin'ny folo andro
"7 andro ... 7andro ... 14 andro"
andro fahavalo
Ny teny hoe "valo" dia manana endrika laharan'isa "8".
ravoravo sy falifaly
Ireo teny roa ireo dia manambara zavatra mitovy hevitra ary nampiana mba hitambatra.