plt_tn/1ki/07/48.md

12 lines
358 B
Markdown

# Solomona dia nanao
Mety ho dikan-teny tsara indrindra izany mba hatakaran'ireo mpamaky fa ny olon-kafa dia nanampy an'ny mpanjaka nanao izany.
# latabatra izay nametrahana ny mofon'ny fanatrehana.
D.H: "teo amin'ireo mpisorona izay nametraka ny mofon'ny fanatrehana"
# ireo voninkazo, ireo jiro
Ny "voninkazo" sy "jiro" dia anisan'ireo fitoeran-jiro.