# Solomona dia nanao Mety ho dikan-teny tsara indrindra izany mba hatakaran'ireo mpamaky fa ny olon-kafa dia nanampy an'ny mpanjaka nanao izany. # latabatra izay nametrahana ny mofon'ny fanatrehana. D.H: "teo amin'ireo mpisorona izay nametraka ny mofon'ny fanatrehana" # ireo voninkazo, ireo jiro Ny "voninkazo" sy "jiro" dia anisan'ireo fitoeran-jiro.