plt_tn/1ki/07/48.md

358 B

Solomona dia nanao

Mety ho dikan-teny tsara indrindra izany mba hatakaran'ireo mpamaky fa ny olon-kafa dia nanampy an'ny mpanjaka nanao izany.

latabatra izay nametrahana ny mofon'ny fanatrehana.

D.H: "teo amin'ireo mpisorona izay nametraka ny mofon'ny fanatrehana"

ireo voninkazo, ireo jiro

Ny "voninkazo" sy "jiro" dia anisan'ireo fitoeran-jiro.