plt_tn/1ki/04/29.md

20 lines
985 B
Markdown

# Nomen'Andriamanitra fahendrena sy fahazavan-tsaina be i Solomona
Andriamanitra manome fahafahana an'i Solomona mba ho hendry ary hatakatrta zavatra maro dia voalaza toy nanomezan'Andriamanitra zavatra ara-fizika. Ny anarana hoe "fahendrena" sy "fahatakarana" dia afaka hadika ho matoanteny. D.H: "Andriamanitra dia mamela an'i Solomona ho hendry sy hahatakatra zavatra maro"
# fivelaran-tsaina toy ny fasika eny amoron-dranomasina.
Solomona dia mahay manakatra zavatra maro momba ny karazana foto-kevitra. Ny anarana hoe "fivelarana" dia azo hadika ho teny. D.H: "Solomona dia mahay manakatra zavatra maro momba ny foto-kevitra malalaka."
# Ny fahendren'i Solomona dia nihoatra ny fahendren'ireo olona rehetra
"Solomona dia hendry mihoatra ireo olon-kendry rehetra"
# ireo olona rehetra tany antsinanana
Ity dia maneho amin'ny olona avy any amin'ny tanàna atsinanan'Israely toy ny Arabia sy Mesopotamia.
# Etana ... Hemana ... Kalkola ... Darda ... Mahola
anaran-dehilahy.