# Nomen'Andriamanitra fahendrena sy fahazavan-tsaina be i Solomona Andriamanitra manome fahafahana an'i Solomona mba ho hendry ary hatakatrta zavatra maro dia voalaza toy nanomezan'Andriamanitra zavatra ara-fizika. Ny anarana hoe "fahendrena" sy "fahatakarana" dia afaka hadika ho matoanteny. D.H: "Andriamanitra dia mamela an'i Solomona ho hendry sy hahatakatra zavatra maro" # fivelaran-tsaina toy ny fasika eny amoron-dranomasina. Solomona dia mahay manakatra zavatra maro momba ny karazana foto-kevitra. Ny anarana hoe "fivelarana" dia azo hadika ho teny. D.H: "Solomona dia mahay manakatra zavatra maro momba ny foto-kevitra malalaka." # Ny fahendren'i Solomona dia nihoatra ny fahendren'ireo olona rehetra "Solomona dia hendry mihoatra ireo olon-kendry rehetra" # ireo olona rehetra tany antsinanana Ity dia maneho amin'ny olona avy any amin'ny tanĂ na atsinanan'Israely toy ny Arabia sy Mesopotamia. # Etana ... Hemana ... Kalkola ... Darda ... Mahola anaran-dehilahy.