plt_tn/1ki/04/26.md

16 lines
499 B
Markdown

# tranon-tsoavaly
Trano iray dia toerana izay hasiana sy hikarakarana ireo biby toy ny soavaly.
# izay avy teo amin'ny latabatr'i Solomona mpanajaka
"izay nihinanana niaraka tamin'i Solomona mpanjaka" na "izay nasan'i Solomona mpanjaka hihinana hiaraka aminy"
# ny olon-drehetra tamin'ny volany avy
Solomona dia nanendry ny manam-pahefana roa ambin'ny folo tsirairay.
# tsy navelan'izy ireo ho tsy ampy ny zavatra rehetra.
D.H: "niantoka ireo zavatra rehetra izay nilàn'i Solomona izy ireo"