# tranon-tsoavaly Trano iray dia toerana izay hasiana sy hikarakarana ireo biby toy ny soavaly. # izay avy teo amin'ny latabatr'i Solomona mpanajaka "izay nihinanana niaraka tamin'i Solomona mpanjaka" na "izay nasan'i Solomona mpanjaka hihinana hiaraka aminy" # ny olon-drehetra tamin'ny volany avy Solomona dia nanendry ny manam-pahefana roa ambin'ny folo tsirairay. # tsy navelan'izy ireo ho tsy ampy ny zavatra rehetra. D.H: "niantoka ireo zavatra rehetra izay nilàn'i Solomona izy ireo"