plt_tn/1ki/04/26.md

499 B

tranon-tsoavaly

Trano iray dia toerana izay hasiana sy hikarakarana ireo biby toy ny soavaly.

izay avy teo amin'ny latabatr'i Solomona mpanajaka

"izay nihinanana niaraka tamin'i Solomona mpanjaka" na "izay nasan'i Solomona mpanjaka hihinana hiaraka aminy"

ny olon-drehetra tamin'ny volany avy

Solomona dia nanendry ny manam-pahefana roa ambin'ny folo tsirairay.

tsy navelan'izy ireo ho tsy ampy ny zavatra rehetra.

D.H: "niantoka ireo zavatra rehetra izay nilàn'i Solomona izy ireo"