plt_tn/1ki/02/34.md

12 lines
426 B
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Benaia dia namono an'i Joaba ary lasa mpibaikon'ny mpanjaka ny tafik'i Solomona izy.
# Dia nalevina tany amin'ny tranony tany izy
D.H: "Nalevin'izy ireo tao an-tranony ihany i Joaba."
# tany amin'ny tranony
Ny trano dia sarinteny ho an'ny tany eo amin'izay trano mitoetra. Ireo Israelita dia nandevina ireo olona ivelan'ny varavaran'ny fasana. D.H: "izay hitoeran'ny fianakaviany"