plt_tn/1ki/02/34.md

426 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Benaia dia namono an'i Joaba ary lasa mpibaikon'ny mpanjaka ny tafik'i Solomona izy.

Dia nalevina tany amin'ny tranony tany izy

D.H: "Nalevin'izy ireo tao an-tranony ihany i Joaba."

tany amin'ny tranony

Ny trano dia sarinteny ho an'ny tany eo amin'izay trano mitoetra. Ireo Israelita dia nandevina ireo olona ivelan'ny varavaran'ny fasana. D.H: "izay hitoeran'ny fianakaviany"