# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Benaia dia namono an'i Joaba ary lasa mpibaikon'ny mpanjaka ny tafik'i Solomona izy. # Dia nalevina tany amin'ny tranony tany izy D.H: "Nalevin'izy ireo tao an-tranony ihany i Joaba." # tany amin'ny tranony Ny trano dia sarinteny ho an'ny tany eo amin'izay trano mitoetra. Ireo Israelita dia nandevina ireo olona ivelan'ny varavaran'ny fasana. D.H: "izay hitoeran'ny fianakaviany"