plt_tn/1ki/01/46.md

12 lines
565 B
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jonatana dia mitohy miresaka amin'i Adonia mahakasika an'i Solomona.
# Ary mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakana
Mety midika hoe 1) ireo teny ireo dia sarinteny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "mpanjaka izao" na 2) Solomona dia mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana.
# olona iray hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako amin'izao andro izao
Mety midika hoe 1) ireo dia teny sarinteny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "olona iray ho lasa mpanjaka toa ahy anio" na 2) Solomona mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana.