# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Jonatana dia mitohy miresaka amin'i Adonia mahakasika an'i Solomona. # Ary mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakana Mety midika hoe 1) ireo teny ireo dia sarinteny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "mpanjaka izao" na 2) Solomona dia mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. # olona iray hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako amin'izao andro izao Mety midika hoe 1) ireo dia teny sarinteny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "olona iray ho lasa mpanjaka toa ahy anio" na 2) Solomona mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana.