plt_tn/1ki/01/46.md

565 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jonatana dia mitohy miresaka amin'i Adonia mahakasika an'i Solomona.

Ary mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakana

Mety midika hoe 1) ireo teny ireo dia sarinteny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "mpanjaka izao" na 2) Solomona dia mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana.

olona iray hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako amin'izao andro izao

Mety midika hoe 1) ireo dia teny sarinteny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "olona iray ho lasa mpanjaka toa ahy anio" na 2) Solomona mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana.