plt_tn/1ki/01/09.md

24 lines
577 B
Markdown

# zanak'omby mifahy
"ireo zanak'omby izay nomena sakafo feno mba ho lasa matavy" na "omby vavy tanora izay nomanina manokana ho an'ny sorona"
# vaton'i Zoheleta
Izany dia faritry ny vatao akaikin'ny Jerosalema.
# En-rogela
Ity dia anaran'ny lohataona izay nahazahoan'ny olona rano.
# ny rahalahiny rehetra ... ny lehilahy rehetra
Ity dia amin'ny ankapobeny.
# ny rahalahiny rehetra, ireo zanaka lahin'ny mpanjaka
Ireo andian-teny roa ireo dia maneho olona mitovy.
# ny lehilahin'i Joda, ireo mpanompon'ny mpanjaka.
ireo andian-teny roa ireo dia midika olona mitovy.