# zanak'omby mifahy "ireo zanak'omby izay nomena sakafo feno mba ho lasa matavy" na "omby vavy tanora izay nomanina manokana ho an'ny sorona" # vaton'i Zoheleta Izany dia faritry ny vatao akaikin'ny Jerosalema. # En-rogela Ity dia anaran'ny lohataona izay nahazahoan'ny olona rano. # ny rahalahiny rehetra ... ny lehilahy rehetra Ity dia amin'ny ankapobeny. # ny rahalahiny rehetra, ireo zanaka lahin'ny mpanjaka Ireo andian-teny roa ireo dia maneho olona mitovy. # ny lehilahin'i Joda, ireo mpanompon'ny mpanjaka. ireo andian-teny roa ireo dia midika olona mitovy.