plt_tn/1ki/01/09.md

577 B

zanak'omby mifahy

"ireo zanak'omby izay nomena sakafo feno mba ho lasa matavy" na "omby vavy tanora izay nomanina manokana ho an'ny sorona"

vaton'i Zoheleta

Izany dia faritry ny vatao akaikin'ny Jerosalema.

En-rogela

Ity dia anaran'ny lohataona izay nahazahoan'ny olona rano.

ny rahalahiny rehetra ... ny lehilahy rehetra

Ity dia amin'ny ankapobeny.

ny rahalahiny rehetra, ireo zanaka lahin'ny mpanjaka

Ireo andian-teny roa ireo dia maneho olona mitovy.

ny lehilahin'i Joda, ireo mpanompon'ny mpanjaka.

ireo andian-teny roa ireo dia midika olona mitovy.