plt_tn/1ki/01/05.md

28 lines
842 B
Markdown

# Abonia zanaka lahin'i Hagita
Hagita dia vadin'i Davida.
# nanandratra ny tenany
"nanomboka nirehareha"
# mpitaingin-tsoavaly
Ireo dia lehilahy izay nitondra kalesy napetrakin'ny mpitaingin-tsoavaly.
# dimam-polo lahy mba handeha hialoha lalana azy izy
Ireo lehilahy ireo dia handeha hialoha lalana ireo kalesy mba hanazava ny lalana ho azy ireo ary hiaro azy ireo.
# tsy mbola nampisy olana azy
"tsy mbola nampisy olnana azy. Izy tsy mbola nanontany azy" na "tsy mbola te hampatezitra azy, ka tsy mbola nanontany azy"
# Nahoana ianao no nanao izao na izao?
Ity dia fanontaniana fampisainana fa ny ray dia hangataka hifehy ny zanany. D.H: "Tokony ho fantatrao izay ratsy efa nataonao."
# teraka nanarakaraka an'i Absaloma
Davida no ray na i Absaloma sy Abonia mitambatra, saingy reny samihafa. Teraka Absaloma, dia aveo Abonia.