# Abonia zanaka lahin'i Hagita Hagita dia vadin'i Davida. # nanandratra ny tenany "nanomboka nirehareha" # mpitaingin-tsoavaly Ireo dia lehilahy izay nitondra kalesy napetrakin'ny mpitaingin-tsoavaly. # dimam-polo lahy mba handeha hialoha lalana azy izy Ireo lehilahy ireo dia handeha hialoha lalana ireo kalesy mba hanazava ny lalana ho azy ireo ary hiaro azy ireo. # tsy mbola nampisy olana azy "tsy mbola nampisy olnana azy. Izy tsy mbola nanontany azy" na "tsy mbola te hampatezitra azy, ka tsy mbola nanontany azy" # Nahoana ianao no nanao izao na izao? Ity dia fanontaniana fampisainana fa ny ray dia hangataka hifehy ny zanany. D.H: "Tokony ho fantatrao izay ratsy efa nataonao." # teraka nanarakaraka an'i Absaloma Davida no ray na i Absaloma sy Abonia mitambatra, saingy reny samihafa. Teraka Absaloma, dia aveo Abonia.