plt_tn/1ki/01/05.md

842 B

Abonia zanaka lahin'i Hagita

Hagita dia vadin'i Davida.

nanandratra ny tenany

"nanomboka nirehareha"

mpitaingin-tsoavaly

Ireo dia lehilahy izay nitondra kalesy napetrakin'ny mpitaingin-tsoavaly.

dimam-polo lahy mba handeha hialoha lalana azy izy

Ireo lehilahy ireo dia handeha hialoha lalana ireo kalesy mba hanazava ny lalana ho azy ireo ary hiaro azy ireo.

tsy mbola nampisy olana azy

"tsy mbola nampisy olnana azy. Izy tsy mbola nanontany azy" na "tsy mbola te hampatezitra azy, ka tsy mbola nanontany azy"

Nahoana ianao no nanao izao na izao?

Ity dia fanontaniana fampisainana fa ny ray dia hangataka hifehy ny zanany. D.H: "Tokony ho fantatrao izay ratsy efa nataonao."

teraka nanarakaraka an'i Absaloma

Davida no ray na i Absaloma sy Abonia mitambatra, saingy reny samihafa. Teraka Absaloma, dia aveo Abonia.