plt_tn/1jn/05/18.md

12 lines
563 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia mamarana ny taratasiny, mijery izay nolazainy momba ny toetra vaovaon'ireo mpino tsy afaka manota ary mampahatsiahy azy ireo mba hanohitra ny fanompoan-tsampy.
# izao tontolo izao dia mitoetra ao amin'ny ratsy
Ny hoe: "izao tontolo izao" dia fomba hanehoan'ny mpanoratra ara-baiboly ny olona mipetraka eto an-tany izay mikomy manohitra an'Andriamanitra sy ny rafitry ny tany izay misy fiantraikany amin'ny lafiny rehetra amin'ny herin'ny fahotana izay manimba.
# amin'ny ratsy
Izany hoe, amin'ny herin'ny ratsy.