# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia mamarana ny taratasiny, mijery izay nolazainy momba ny toetra vaovaon'ireo mpino tsy afaka manota ary mampahatsiahy azy ireo mba hanohitra ny fanompoan-tsampy. # izao tontolo izao dia mitoetra ao amin'ny ratsy Ny hoe: "izao tontolo izao" dia fomba hanehoan'ny mpanoratra ara-baiboly ny olona mipetraka eto an-tany izay mikomy manohitra an'Andriamanitra sy ny rafitry ny tany izay misy fiantraikany amin'ny lafiny rehetra amin'ny herin'ny fahotana izay manimba. # amin'ny ratsy Izany hoe, amin'ny herin'ny ratsy.