plt_tn/1jn/05/18.md

563 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia mamarana ny taratasiny, mijery izay nolazainy momba ny toetra vaovaon'ireo mpino tsy afaka manota ary mampahatsiahy azy ireo mba hanohitra ny fanompoan-tsampy.

izao tontolo izao dia mitoetra ao amin'ny ratsy

Ny hoe: "izao tontolo izao" dia fomba hanehoan'ny mpanoratra ara-baiboly ny olona mipetraka eto an-tany izay mikomy manohitra an'Andriamanitra sy ny rafitry ny tany izay misy fiantraikany amin'ny lafiny rehetra amin'ny herin'ny fahotana izay manimba.

amin'ny ratsy

Izany hoe, amin'ny herin'ny ratsy.