plt_tn/1jn/05/13.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no manomboka ny fiafaran'ny taratasin'i Jaona. Miteny ny mpamaky ny antony nanoratany ny taratasiny farany ary manome ny fampianarana vitsivitsy farany azy ireo.

ireto zavatra ireto

"ity taratasy ity"

ho anareo izay mino ny anaran'ny Zanak'Andriamanitra

Eto ny hoe: "anarana" dia hevitra ambadiky ny hoe Zanak'Andriamanitra. DH: "ho anareo izay matoky ny Zanak'Andriamanitra"

Zanak'Andriamanitra

Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra.

fiainana

Eto ny hoe: "fiainana" dia maneho ny zo hiaina mandrakizay amin'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fitiavana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

izao no fifanekena izay ananantsika eo anatrehany, fa

"isika dia mahatoky eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra satria isika dia mahafantatra fa"

fa na inona na inona angatahantsika araka ny sitrapony

"raha mangataka ny zavatra izay irin'Andriamanitra isika"

dia fantantsika fa azontsika izay rehetra nangatahantsika taminy

"dia fantatsika fa hahazo izay nangatahintsika tamin'Andriamanitra isika"