32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ity no manomboka ny fiafaran'ny taratasin'i Jaona. Miteny ny mpamaky ny antony nanoratany ny taratasiny farany ary manome ny fampianarana vitsivitsy farany azy ireo.
|
||
|
|
||
|
# ireto zavatra ireto
|
||
|
|
||
|
"ity taratasy ity"
|
||
|
|
||
|
# ho anareo izay mino ny anaran'ny Zanak'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe: "anarana" dia hevitra ambadiky ny hoe Zanak'Andriamanitra. DH: "ho anareo izay matoky ny Zanak'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# Zanak'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# fiainana
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe: "fiainana" dia maneho ny zo hiaina mandrakizay amin'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fitiavana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 1:1.
|
||
|
|
||
|
# izao no fifanekena izay ananantsika eo anatrehany, fa
|
||
|
|
||
|
"isika dia mahatoky eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra satria isika dia mahafantatra fa"
|
||
|
|
||
|
# fa na inona na inona angatahantsika araka ny sitrapony
|
||
|
|
||
|
"raha mangataka ny zavatra izay irin'Andriamanitra isika"
|
||
|
|
||
|
# dia fantantsika fa azontsika izay rehetra nangatahantsika taminy
|
||
|
|
||
|
"dia fantatsika fa hahazo izay nangatahintsika tamin'Andriamanitra isika"
|