plt_tn/1jn/04/01.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manome fampitandremana an'ireo mpampianatra sandoka izay mampianatra manohitra ny fananan'i Kristy vatan'olombelona sy ireo mpampianatra izay miresaka amin'ny fomba firesak'ireo izay tia an'izao tontolo izao.
# Ry malala
"Ianareo ry olona tiako" na "Ry namana malala." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:7.
# aza mino ny fanahy rehetra
Eto ny teny hoe: "fanahy" dia maneho ny hery ara-panahy izay manome hafatra na faminaniana ny olona iray. DH: "aza matoky ny mpaminany rehetra izay manambara fa manana hafatra avy amin'ny fanahy"
# mitsapa ireo fanahy
Eto ny teny hoe: "fanahy" dia maneho ny hery ara-panahy izay manome hafatra na faminaniana ny olona iray. DH: "aoka mba hihaino tsara izay lazain'ny mpaminany"
# mitsapa
"porofoy"
# izay tonga nofo
"naka endrik'olombelona" na "tonga vatan'olombelona"
# Izany dia fanahin'ny antiKristy
"Izy ireo dia mpampianatra izay manohitra an'i Kristy"
# Izany dia fanahin'ny antiKristy, izay efa henonareo fa ho avy
"antikristy. Efa renareo fa ny olona tahaka izany dia efa ho avy eto amintsika"
# ho avy, ary ankehitriny dia efa eto an-tany
"tonga. Na ankehitriny aza dia efa eto izy ireo"