# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia manome fampitandremana an'ireo mpampianatra sandoka izay mampianatra manohitra ny fananan'i Kristy vatan'olombelona sy ireo mpampianatra izay miresaka amin'ny fomba firesak'ireo izay tia an'izao tontolo izao. # Ry malala "Ianareo ry olona tiako" na "Ry namana malala." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:7. # aza mino ny fanahy rehetra Eto ny teny hoe: "fanahy" dia maneho ny hery ara-panahy izay manome hafatra na faminaniana ny olona iray. DH: "aza matoky ny mpaminany rehetra izay manambara fa manana hafatra avy amin'ny fanahy" # mitsapa ireo fanahy Eto ny teny hoe: "fanahy" dia maneho ny hery ara-panahy izay manome hafatra na faminaniana ny olona iray. DH: "aoka mba hihaino tsara izay lazain'ny mpaminany" # mitsapa "porofoy" # izay tonga nofo "naka endrik'olombelona" na "tonga vatan'olombelona" # Izany dia fanahin'ny antiKristy "Izy ireo dia mpampianatra izay manohitra an'i Kristy" # Izany dia fanahin'ny antiKristy, izay efa henonareo fa ho avy "antikristy. Efa renareo fa ny olona tahaka izany dia efa ho avy eto amintsika" # ho avy, ary ankehitriny dia efa eto an-tany "tonga. Na ankehitriny aza dia efa eto izy ireo"