plt_tn/1jn/02/18.md

32 lines
929 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia mampitandrina ireo izay manohitra an'i Kristy.
# Rankizy
"Kristiana tsy mbola matotra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1.
# ity no ora farany
Ny teny hoe: ora farany" dia maneho ny fotoana marina alohan'ny hiverenan'i Jesosy. DH: "Jesosy dia hiverina tsy ho ela"
# ho avy ny antiKristy
"misy olona maro manohitra an'i Kristy"
# Amin'izany no ahafantarantsika
"ary noho izany no ahafantarantsika" na "satria maro ny antikristy ho avy, dia mahafantatra isika"
# Niala tamintsika izy ireo
"Namela antsika izy ireo"
# fa tsy tamintsika
"fa tsy tena anay izy ireo" na "tsy tena anisan'ny vondrona misy anay izy ireo." Ny antony tsy maha-tena ao anatin'ny vondrona misy anay azy ireo dia satria izy ireo tsy mpino ao amin'i Jesosy.
# Fa raha tamintsika izy ireo dia nitoetra niaraka tamintsika
"Fantatsika izany satria tsy hamela antsika izy ireo raha tena mpino"