plt_tn/1jn/02/18.md

929 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia mampitandrina ireo izay manohitra an'i Kristy.

Rankizy

"Kristiana tsy mbola matotra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1.

ity no ora farany

Ny teny hoe: ora farany" dia maneho ny fotoana marina alohan'ny hiverenan'i Jesosy. DH: "Jesosy dia hiverina tsy ho ela"

ho avy ny antiKristy

"misy olona maro manohitra an'i Kristy"

Amin'izany no ahafantarantsika

"ary noho izany no ahafantarantsika" na "satria maro ny antikristy ho avy, dia mahafantatra isika"

Niala tamintsika izy ireo

"Namela antsika izy ireo"

fa tsy tamintsika

"fa tsy tena anay izy ireo" na "tsy tena anisan'ny vondrona misy anay izy ireo." Ny antony tsy maha-tena ao anatin'ny vondrona misy anay azy ireo dia satria izy ireo tsy mpino ao amin'i Jesosy.

Fa raha tamintsika izy ireo dia nitoetra niaraka tamintsika

"Fantatsika izany satria tsy hamela antsika izy ireo raha tena mpino"