# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia mampitandrina ireo izay manohitra an'i Kristy. # Rankizy "Kristiana tsy mbola matotra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1. # ity no ora farany Ny teny hoe: ora farany" dia maneho ny fotoana marina alohan'ny hiverenan'i Jesosy. DH: "Jesosy dia hiverina tsy ho ela" # ho avy ny antiKristy "misy olona maro manohitra an'i Kristy" # Amin'izany no ahafantarantsika "ary noho izany no ahafantarantsika" na "satria maro ny antikristy ho avy, dia mahafantatra isika" # Niala tamintsika izy ireo "Namela antsika izy ireo" # fa tsy tamintsika "fa tsy tena anay izy ireo" na "tsy tena anisan'ny vondrona misy anay izy ireo." Ny antony tsy maha-tena ao anatin'ny vondrona misy anay azy ireo dia satria izy ireo tsy mpino ao amin'i Jesosy. # Fa raha tamintsika izy ireo dia nitoetra niaraka tamintsika "Fantatsika izany satria tsy hamela antsika izy ireo raha tena mpino"