plt_tn/1ch/29/14.md

16 lines
525 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny
Manohy ny vavam-piderany an'i Yaveh i Davida.
# Fa iza moa aho, ary iza ireo vahoakako, no tokony ho afaka hanolotra ireo zavatra ireo an-tsitrapo?
Manambara i Davida fa izy sy ny vahoakany dia tsy mendrika ny fiderana amin'ny fanomezana na inona na inona an'Andriamanitra.
# Fa vahiny sy mpandalo tahaka ireo razambenay rehetra izahay, eo anatrehanao.
D.H: "Fantatrao fa tsy misy dikany izahay"
# Ny andronay eto an-tany dia tahaka ny aloka
Ny aloka dia mipoitra ary manjavona vetivety.