# Fampahafantarana ankapobeny Manohy ny vavam-piderany an'i Yaveh i Davida. # Fa iza moa aho, ary iza ireo vahoakako, no tokony ho afaka hanolotra ireo zavatra ireo an-tsitrapo? Manambara i Davida fa izy sy ny vahoakany dia tsy mendrika ny fiderana amin'ny fanomezana na inona na inona an'Andriamanitra. # Fa vahiny sy mpandalo tahaka ireo razambenay rehetra izahay, eo anatrehanao. D.H: "Fantatrao fa tsy misy dikany izahay" # Ny andronay eto an-tany dia tahaka ny aloka Ny aloka dia mipoitra ary manjavona vetivety.