plt_tn/1ch/29/14.md

525 B

Fampahafantarana ankapobeny

Manohy ny vavam-piderany an'i Yaveh i Davida.

Fa iza moa aho, ary iza ireo vahoakako, no tokony ho afaka hanolotra ireo zavatra ireo an-tsitrapo?

Manambara i Davida fa izy sy ny vahoakany dia tsy mendrika ny fiderana amin'ny fanomezana na inona na inona an'Andriamanitra.

Fa vahiny sy mpandalo tahaka ireo razambenay rehetra izahay, eo anatrehanao.

D.H: "Fantatrao fa tsy misy dikany izahay"

Ny andronay eto an-tany dia tahaka ny aloka

Ny aloka dia mipoitra ary manjavona vetivety.