plt_tn/1ch/29/12.md

8 lines
231 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny
Manohy ny vavam-piderany an'i Yaveh i Davida.
# Eo an-tananao ny fahefana sy ny hery.
Ny teny hoe "fahefana" sy "hery" dia midika zavatra mitovy ary mampisongadina ny halehibeazan'ny herin'i Yaveh.